Faly miarahaba
karako | 07 Septambra, 2007 16:46Betsaka ny zavatra tiana ho lazaina. Betsaka ny zavatra tokony ho tenenina. Fa miady mafy amin'ny fotoana isan'andro isan'andro. Ohatry ny tsisy fotoana izany foana... Fa nahoana ?
Na izany aza hiezaka e.
Tonga soa!
Posted in
Ankapobeny .
Hametraka hevitra: (0).
Verindrohy (trackback):(0).
Rohy maharitra
«Next post |